Entry | 1 vatasarihina |
Elementary words | 2 vata, 3 sarihina |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in English |
5 [vata sarihina]
a drawer [1.7] |
Explanations in French |
6 [vata sarihina]
tiroir [1.8] 7 tiroir [1.13] |
Examples |
8 Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray.
[2.529#]
9 Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy. [2.4#] 10 Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy. [2.503#] |
Vocabulary | 11 Economy: household items |
Synonyms | 12 vatasarika |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |